-
Isaia 14:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “Hitsangana hamely azy ireo aho”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
“Hofoanako ny anaran’i Babylona sy izay sisa miangana aminy ary ny taranany fara aman-dimby”,+ hoy i Jehovah.
23 “Hataoko fonenan’ny sokina izy, ary hataoko lasa faritra feno honahona. Hofafako amin’ny kifafa fandringanana koa izy”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
-