-
Jeremia 50:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Nosokafan’i Jehovah ny trano fitehirizany fitaovam-piadiana,
Ka navoakany ny fitaovam-piadiana fampiasany rehefa tezitra izy.+
Fa misy asa ataon’ilay Tompo Fara Tampony, dia i Jehovah Tompon’ny tafika,
Any amin’ny tanin’ny Kaldeanina.
-