Isaia 47:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tezitra tamin’ny vahoakako aho.+ Nataoko tsinontsinona ny lovako,+Ka navelako ho resinao.+ Tsy niantra azy ireo mihitsy anefa ianao,+ Fa na ny zokiolona aza nampitondrainao zioga mavesatra be.+
6 Tezitra tamin’ny vahoakako aho.+ Nataoko tsinontsinona ny lovako,+Ka navelako ho resinao.+ Tsy niantra azy ireo mihitsy anefa ianao,+ Fa na ny zokiolona aza nampitondrainao zioga mavesatra be.+