Isaia 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tonga avy any an-tany lavitra,+Avy any amin’ny faravodilanitra, i Jehovah,Sady mitondra ny fitaovam-piadiana fampiasany rehefa tezitra,Mba handrava ny tany manontolo.+ Isaia 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hoentaniko hamely azy ireo ny Medianina,+Izay tsy miraharaha volafotsySady tsy tia volamena.
5 Tonga avy any an-tany lavitra,+Avy any amin’ny faravodilanitra, i Jehovah,Sady mitondra ny fitaovam-piadiana fampiasany rehefa tezitra,Mba handrava ny tany manontolo.+