Jeremia 50:22, 23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tabataban’ireo tafika miady no heno ao amin’ilay tany,Dia loza amin’antambo. 23 Tapaka sy potika tokoa ilay marotoan’ny mpanefy, izay nanorotoro ny tany rehetra!+ Lasa mampihorohoro an’ireo firenena ny mahita an’i Babylona!+
22 Tabataban’ireo tafika miady no heno ao amin’ilay tany,Dia loza amin’antambo. 23 Tapaka sy potika tokoa ilay marotoan’ny mpanefy, izay nanorotoro ny tany rehetra!+ Lasa mampihorohoro an’ireo firenena ny mahita an’i Babylona!+