-
Jeremia 5:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Koa hisy firenena avy any lavitra hoentiko hamely anareo, ry taranak’Israely”,+ hoy i Jehovah.
“Firenena efa nisy hatry ny ela izany,
-
-
Jeremia 6:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Izao no tenin’i Jehovah:
“Hisy vahoaka ho tonga avy any amin’ilay tany any avaratra,
Ary hisy firenena lehibe hofohazina avy any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany.+
-
-
Jeremia 25:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 dia hampanantsoiko ny firenena rehetra any avaratra”,+ hoy i Jehovah. “Hampanantsoiko i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona sady mpanompoko.+ Hoentiko izy ireo ka hiady amin’ity tany ity+ sy ny mponina eto, ary amin’ireo firenena rehetra manodidina ireo.+ Dia haringako tanteraka ireo rehetra ireo ka hataoko mihorohoro sy misioka ny olona noho izay hanjo azy. Ary ho rava mandrakizay izy rehetra.
-