FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 26:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hoentiko avy any avaratra i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona mba hanafika an’i Tyro.+ Mpanjakan’ny mpanjaka+ izy, ka hitondra soavaly+ sy kalesy fitondra miady+ sy mpitaingin-tsoavaly ary tafika misy miaramila* be dia be.

  • Ezekiela 29:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Homeko an’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona ny tanin’i Ejipta,+ ka halainy ny harena ao. Dia haka babo be dia be izy sady handroba azy. Izany no ho karaman’ny tafiny.’

  • Habakoka 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Fa hampiasa* ny Kaldeanina aho,+

      Dia ilay firenena tsy mifaditrovana sady maimaika hanao zavatra.

      Mitety toerana midadasika eny ambonin’ny tany izy ireo,

      Mba haka fonenana tsy azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara