FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ary hoy izy: “Mandehana teneno ity vahoaka ity hoe:

      ‘Haheno foana ianareo,

      Nefa tsy hahazo ny dikan’izay henonareo.

      Ary hijery foana ianareo,

      Saingy tsy hahalala na inona na inona mihitsy.’+

  • Ezekiela 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, miara-mipetraka amin’ny mpikomy ianao. Manana maso hijerena izy ireo saingy tsy mahita, ary manana sofina hihainoana saingy tsy mandre.+ Taranaka mpikomy mantsy izy ireo.+

  • Matio 13:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izany no antony anaovako fanoharana rehefa mampianatra an-dry zareo, satria mijery izy fa tsy mahita, maheno fa tsy mihaino akory, sady tsy mahazo ny dikan’ny zavatra henony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara