-
Jeremia 44:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Koa nanampatra ny hatezerako sy ny fahavinirako aho, ka nandoro an’ireo tanànan’i Joda sy ny lalan’i Jerosalema izany. Dia rava tanteraka sy ngazana ireo, araka ny hita amin’izao.’+
-