FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 24:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Raha miala amin’i Jehovah ianareo ka manompo ny andriamanitry ny firenen-kafa, dia hamely anareo izy ka handringana anareo, na dia efa nanisy soa anareo aza.”+

  • 2 Mpanjaka 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Niala tamiko izy ireo ka nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka ho an’andriamani-kafa,+ mba hampahatezitra ahy amin’ny asan’ny tanany+ rehetra. Ho tezitra amin’ity toerana ity àry aho ka ho toy ny afo tsy mety maty ny hatezerako.’”+

  • 2 Tantara 7:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Raha miala amiko anefa ianareo, ka tsy miraharaha ny didy sy ny lalàna nomeko anareo, fa mandeha manompo andriamani-kafa sy miankohoka eo anatrehan’ireny,+ 20 dia hongotako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho hitan’ny masoko intsony, sady havelako hesoesoin’ny firenena rehetra* sy hataony fihomehezana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara