Deoteronomia 28:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hanana fofombady ianao, saingy hisy lehilahy hanolana azy. Hanamboatra trano ianao, nefa tsy hipetraka ao,+ ary hamboly voaloboka, nefa tsy hisantatra ny vokatra.+ Zefania 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Horobaina ny harenany, ary horavana ny tranony.+ Hanao trano izy, nefa tsy hipetraka ao,Ary hamboly voaloboka, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.+
30 Hanana fofombady ianao, saingy hisy lehilahy hanolana azy. Hanamboatra trano ianao, nefa tsy hipetraka ao,+ ary hamboly voaloboka, nefa tsy hisantatra ny vokatra.+
13 Horobaina ny harenany, ary horavana ny tranony.+ Hanao trano izy, nefa tsy hipetraka ao,Ary hamboly voaloboka, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.+