FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 4:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Fa maheno feo hoatran’ny feom-behivavy marary aho,

      Toy ny fitarainan’ny vehivavy miteraka ny zanany voalohany,

      Dia ny feon’i Ziona zanakavavy misefosefo.

      Mamelatra ny tanany izy,+ sady miteny hoe:

      “Loza ity fa reraka aho noho ny ataon’ny mpamono olona!”

  • Ezekiela 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ho any an-tendrombohitra izay tafavoaka velona sy afaka nandositra. Samy hitoreo hoatran’ny voromailala eny an-dohasaha izy ireo, noho ny fahadisoana nataony.+

  • Mika 1:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Izany no mahatonga ahy hidradradradra sy hitaraindraina be,+

      Ary handeha tsy manao kapa sy mitanjaka.+

      Hitaraindraina hoatran’ny alikadia aho,

      Ary hitoreoreo hoatran’ny aotirisy.

       9 Fa tsy mety sitrana ny feriny,+

      Sady mitatra hatrany Joda,+

      Ary hatrany amin’ny vavahadin’ny fireneko mihitsy aza, dia i Jerosalema.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara