FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 27:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no nolazain’i Jehovah tamiko: ‘Manamboara tady sy zioga dia ataovy eo amin’ny vozonao izany, 3 ary alefaso any amin’ny mpanjakan’i Edoma,+ sy ny mpanjakan’i Moaba,+ sy ny mpanjakan’ny Amonita,+ sy ny mpanjakan’i Tyro,+ ary ny mpanjakan’i Sidona.+ Ireo iraka tonga eto Jerosalema mba hihaona amin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda no ampitondray an’izany.

  • Ezekiela 32:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “‘Any koa no misy an’i Edoma+ sy ny mpanjakany ary ny mpiadidiny rehetra. Nampiarahina tamin’ny olona matin’ny sabatra izy ireo, na dia matanjaka aza. Hiara-mivalampatra amin’ny tsy mifora+ sy amin’izay midina any anaty lavaka* koa izy ireo.

  • Obadia 1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Ny fahitan’i Obadia:*

      Hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony momba an’i Edoma:+

      “Naheno tatitra avy amin’i Jehovah izahay,

      Dia nisy olona nirahina hankany amin’ireo firenena hilaza hoe:

      ‘Mitsangàna! Andao isika hiomana hiady amin’i Edoma!’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara