FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:37, 38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia hilaza izy hoe: ‘Aiza izao ireny andriamaniny ireny,+

      Dia ny vatolampy nialokalofany,

      38 Izay nihinana ny tavin’ny sorona* natolotr’izy ireo,

      Ary nisotro ny divay nateriny ho fanatitra zava-pisotro?+

      Aleo ireny hitsangana hanampy anareo.

      Aleo ireny ho lasa toerana ialokalofanareo.

  • Isaia 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nilaza mantsy ianareo hoe:

      “Efa nanao fifanekena tamin-dRafahafatesana+ izahay,

      Ary efa nifanaraka* tamin’ny Fasana.*

      Rehefa mandalo ny ranotrambo* mahery be,

      Dia tsy hahavoa anay izany.

      Mialoka amin’ny lainga mantsy izahay,

      Sady miafina ao amin’ny fitaka.”+

  • Jeremia 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy misaina ny olona rehetra sady manaonao foana.

      Ho menatra ny mpanefy rehetra fa nanao sary sokitra.+

      Fitaka fotsiny mantsy ny sarivongana metaly* nataony,

      Sady tsy mananaina.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara