Genesisy 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Ismaela, araka ny anarany avy sy araka ny fianakaviana nipoirany: I Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara,+ Adbela, Mibsama,+ Salamo 120:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Idiran-doza aho fa vahiny mipetraka ao Meseka!+ Monina eo amin’ireo tranolain’i Kedara+ aho. Jeremia 49:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izao no lazain’i Jehovah momba an’i Kedara+ sy ireo fanjakana ao Hazora izay notafihin’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona: “Mitsangàna ka miakara any Kedara,Ary aringano ireo zanaky ny Atsinanana.
13 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Ismaela, araka ny anarany avy sy araka ny fianakaviana nipoirany: I Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara,+ Adbela, Mibsama,+
28 Izao no lazain’i Jehovah momba an’i Kedara+ sy ireo fanjakana ao Hazora izay notafihin’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona: “Mitsangàna ka miakara any Kedara,Ary aringano ireo zanaky ny Atsinanana.