FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Isaia 58:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 ‘Fa maninona no tsy jerenao izahay rehefa mifady hanina,+

      Ary tsy raharahianao rehefa malahelo noho ny fahotanay?’+

      Dia namaly aho hoe: ‘Satria rehefa tonga ny andro ifadianareo hanina, dia izay mahafinaritra anareo ihany no ataonareo,*

      Sady ampijalinareo koa izay miasa mafy ho anareo.+

  • Jeremia 11:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa izao no lazain’i Jehovah: ‘Hahatonga loza+ aminy aho, ka tsy ho afa-mandositra an’izany izy ireo. Ary hiantso vonjy amiko izy ireo, fa tsy hihaino azy aho.+

  • Ezekiela 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa hanampatra ny hatezerako aho. Tsy hiantra azy ireo ny masoko, ary tsy hangoraka azy ireo aho.+ Na dia hitalaho mafy be eo am-poto-tsofiko aza izy ireo, dia tsy hihaino azy aho.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara