Deoteronomia 28:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Horoahin’i Jehovah hankany amin’ny firenena tsy fantatrao sy tsy fantatry ny razambenao ianao sy ny mpanjaka apetrakao hitondra anao.+ Rehefa any ianao dia hanompo andriamani-kafa, dia andriamanitra vato aman-kazo.+
36 Horoahin’i Jehovah hankany amin’ny firenena tsy fantatrao sy tsy fantatry ny razambenao ianao sy ny mpanjaka apetrakao hitondra anao.+ Rehefa any ianao dia hanompo andriamani-kafa, dia andriamanitra vato aman-kazo.+