-
Deoteronomia 28:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mankatò ny didiny rehetra sy ny lalàny omeko anao androany, dia ho tanteraka aminao ireto ozona rehetra ireto, sady hahatratra anao:+
-
-
Jeremia 9:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Fa nitsofoka avy eo am-baravarankelintsika ny fahafatesana,
Ary niditra nankao amin’ireo tilikambo voaro mafy,
Mba haka ny ankizy eny an-dalana
Sy ny tovolahy eny amin’ny tany malalaka.’+
-