FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fitomaniana 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Reraka ny masoko satria mitomany foana aho.+

      Mangotikotika ny ato anatiko.*

      Mipotsaka amin’ny tany ny atiko, satria nianjera ny zanakavavin’ny* fireneko+

      Ary safotra eny amin’ny tany malalaky ny tanàna ny ankizy sy ny zazakely.+

  • Fitomaniana 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mitsangàna! Aoka ianao hiantsoantso mandritra ny alina, rehefa manomboka ny fiambenana.

      Aborahy eo anatrehan’i Jehovah toy ny rano atosaka ny ao am-ponao.

      Asandrato any aminy ny tananao mba tsy ho faty ny zanakao,*

      Izay safotra eny an-joron-dalana* rehetra eny, noho ny mosary.+

  • Fitomaniana 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny tanan’ny vehivavy be fangoraham-po no nahandro ny zanany naterany.+

      Lasa nataony sakafo* izy ireny nandritra ny fotoana naha voa mafy ny zanakavavin’ny fireneko.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara