FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Koa ho voatery hihinana ny nofon’ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy ianareo.+

  • Fitomaniana 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Jehovah ô, jereo ka diniho ilay nataonao nitondra faisana.

      Ny vehivavy ve dia mbola hihinana ny zanany ihany, dia ireo zaza salama tsara naterany?+

      Ary hovonoina ao amin’ny toerana masin’i Jehovah ve ny mpisorona sy ny mpaminany?+

  • Fitomaniana 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Na ny alikadia aza manome nono hampinonoana ny zanany,

      Fa ny zanakavavin’ny fireneko kosa lasa masiaka be,+ hoatran’ny aotirisy any an-tany efitra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara