FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Dia hohaninao ny zanaka nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Hohaninao tokoa ny nofon’ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy,+ satria ho mafy be ilay fahirano sady hataon’ny fahavalonao mijalijaly ianao.

  • 2 Mpanjaka 6:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nandrahoinay àry ny zanako dia nohaninay.+ Ary niteny taminy aho ny ampitso hoe: ‘Ento atỳ ny zanakao hohanintsika’, kanjo nafeniny ny zanany.”

  • Jeremia 19:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hampihinaniko ny nofon’ny zanany lahy sy ny zanany vavy izy ireo, ary samy hihinana ny nofon’ny namany avy. Hanao fahirano azy ireo mantsy ny fahavalony sy ireo mitady hamono azy,*+ ka ho very hevitra izy ireo.”’

  • Fitomaniana 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny tanan’ny vehivavy be fangoraham-po no nahandro ny zanany naterany.+

      Lasa nataony sakafo* izy ireny nandritra ny fotoana naha voa mafy ny zanakavavin’ny fireneko.+

  • Ezekiela 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “‘“Dia hihinana ny zanany ny ray eo aminao,+ ary ny zanaka hihinana ny rainy. Hampihatra didim-pitsarana aminao aho, dia haparitako any amin’ny vazan-tany efatra* ny olona sisa rehetra eo aminao.”’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara