-
Levitikosy 26:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Koa ho voatery hihinana ny nofon’ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy ianareo.+
-
-
Deoteronomia 28:53Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
53 Dia hohaninao ny zanaka nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Hohaninao tokoa ny nofon’ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy,+ satria ho mafy be ilay fahirano sady hataon’ny fahavalonao mijalijaly ianao.
-
-
Fitomaniana 2:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Jehovah ô, jereo ka diniho ilay nataonao nitondra faisana.
-