-
2 Tantara 7:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Raha miala amiko anefa ianareo, ka tsy miraharaha ny didy sy ny lalàna nomeko anareo, fa mandeha manompo andriamani-kafa sy miankohoka eo anatrehan’ireny,+ 20 dia hongotako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho hitan’ny masoko intsony, sady havelako hesoesoin’ny firenena rehetra* sy hataony fihomehezana.+
-