FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nentin’Andriamanitra hanafika azy ireo ny mpanjakan’ny Kaldeanina.+ Dia novonoiny tamin’ny sabatra+ tao amin’ny toerana masina ny tovolahin’izy ireo.+ Tsy nisy nananany antra, na ny tovolahy na ny virjiny, na ny antitra na ny marefo.+ Natolotr’Andriamanitra teo am-pelatanany daholo ny zava-drehetra.+

  • 2 Tantara 36:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia nodorany ny tranon’ilay tena Andriamanitra,+ ary noravany ny mandan’i Jerosalema.+ Nodorany koa ny tilikambo voaro mafy rehetra teo aminy, ary nopotehiny ny zava-tsarobidy rehetra.+

  • Jeremia 17:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “‘“Fa raha tsy mankatò ahy kosa ianareo ka tsy manamasina ny andro sabata, fa mitondra entana sy mampiditra an’izany eo amin’ireo vavahadin’i Jerosalema na Sabata aza ny andro, dia hodorako ireo vavahadiny. Dia ho levon’ny afo ireo tilikambo voaro mafy ao Jerosalema,+ ary tsy hovonoina izany afo izany.”’”+

  • Jeremia 34:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Mandehana miresaka amin’i Zedekia+ mpanjakan’ny Joda, dia lazao aminy hoe: “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Hataoko resin’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity ka hodorany.+

  • Jeremia 37:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Na dia resinareo aza ny tafiky ny Kaldeanina manontolo miady aminareo, ka lehilahy maratra sisa no tavela, dia mbola hitsangana avy ao amin’ny tranolainy izy ireny ka handoro an’ity tanàna ity.”’”+

  • Jeremia 39:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nodoran’ny Kaldeanina avy eo ny tranon’ny* mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka,+ ary narodany ny mandan’i Jerosalema.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara