FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 24:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nodimandry any amin’ny razambeny+ i Joiakima, ary i Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy.

  • Jeremia 22:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Vilany natao tsinontsinona sy novakina ve ity lehilahy atao hoe Konia ity,

      Izany hoe fitaovana tsy misy mpitia?

      Nahoana izy sy ny taranany no natsipy

      Sy nariana any amin’ny tany tsy fantany?’+

  • Jeremia 37:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Nanjaka nandimby an’i Konia*+ zanak’i Joiakima i Zedekia+ Mpanjaka zanak’i Josia, satria izy no notendren’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona ho mpanjaka tao Joda.+

  • Matio 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Josia+ niteraka an’i Jekonia+ sy ny rahalahiny, tamin’ny fotoana nandefasana ny Jiosy tany an-tsesitany tany Babylona;+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara