FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 43:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Aza matahotra fa manohana anao aho.+

      Hoentiko avy any atsinanana ny taranakao,

      Ary hangoniko avy any andrefana ianao.+

  • Ezekiela 34:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Havoakako avy any amin’ireo firenena izy ireo, ary hangoniko avy any amin’ny tany samy hafa ka hoentiko ao amin’ny taniny. Hiandry* ny ondriko eny amin’ny tendrombohitr’i Israely aho,+ dia eny amoron’ny renirano sy eny amin’izay rehetra azo onenana ao amin’ilay tany.

  • Zefania 3:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hampodiko ianareo amin’izany fotoana izany,

      Amin’ny fotoana hanangonako anareo.

      Fa hataoko izay hahatonga anareo halaza* sy hoderaina+ any amin’ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany,

      Rehefa ampodiko izay natao babo taminareo. Dia ho hitan’ny masonareo izany”, hoy i Jehovah.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara