FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Izany no lova nozaraina tamin’ny fokon’i Joda, araka ny fianakaviany avy.

  • Josoa 15:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Mbola anisany koa i Kiriata-bala, izany hoe Kiriata-jearima,+ sy Raba, izany hoe tanàna roa sy ny tanàna keliny.

  • Josoa 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Natao ny antsapaka ka nahazo anjara ny fokon’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy. Teo anelanelan’ny faritry ny tanin’ny taranak’i Joda+ sy ny an’ny taranak’i Josefa+ ny tany azony.

  • Josoa 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Avy teo amin’ilay tendrombohitra tandrifin’ny ilany atsimo amin’i Beti-horona no nivily nianatsimo ny ilany andrefan’ilay sisin-tany, ka nifarana tany Kiriata-bala, izany hoe Kiriata-jearima,+ tanànan’i Joda. Izany no ilany andrefana.

  • 1 Samoela 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nandeha teny ny fotoana, ka 20 taona no lasa hatramin’ilay andro nametrahana an’ilay Vata tao Kiriata-jearima. Ary nanomboka nitady* an’i Jehovah+ ny taranak’Israely rehetra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara