FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nanao kalesy*+ varahina folo izy. Efatra hakiho ny lavan’ny kalesy tsirairay, efatra hakiho ny sakany, ary telo hakiho ny haavony.

  • 2 Mpanjaka 25:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Efa tsy voalanja intsony+ ny varahina tamin’ny fitaovana rehetra, izany hoe tamin’ny andry roa sy tamin’ilay Ranomasina ary tamin’ireo kalesy nataon’i Solomona ho an’ny tranon’i Jehovah.

  • 2 Tantara 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nanamboatra fitoeran-davenona sy lapelina ary vilia baolina koa i Hirama.+

      Dia vitan’i Hirama ny asa nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, momba ny tranon’ilay tena Andriamanitra:+

  • 2 Tantara 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 ny kalesy* folo sy ny koveta folo teo amboniny;+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara