-
Jeremia 27:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Koa efa nomeko an’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona sady mpanompoko, ireo tany rehetra ireo. Na ny bibidia aza efa nomeko azy mba hanompo azy.
-
-
Daniela 2:37, 38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Ianao, ry mpanjaka ô, ianao no mpanjakan’ny mpanjaka, ary nomen’ilay Andriamanitry ny lanitra anao ny fanjakana+ sy ny hery sy ny tanjaka ary ny voninahitra. 38 Nomeny anao koa ny fahefana amin’ny olona, na aiza na aiza misy azy ireo, sy ny fahefana amin’ny bibidia sy ny voro-manidina, ka nataony mpanjakan’izy rehetra ianao.+ Ianao àry ilay loha volamena.+
-