FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tokony hovonoina ho faty kosa izany mpaminany na mpanonofy izany.+ Izy mantsy nitaona anareo hikomy tamin’i Jehovah Andriamanitrareo, ilay Andriamanitra nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta, sy nanavotra anareo avy tany amin’ny toerana nanandevozana anareo. Nitaona anareo hiala amin’ilay lalana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo haleha koa izy. Esory tsy ho eo aminareo ny ratsy.+

  • Deoteronomia 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “‘Raha misy mpaminany sahisahy ratsy milaza zavatra amin’ny anarako, nefa zavatra tsy nasaiko nolazainy, dia hovonoina ho faty izy. Hovonoina ho faty koa izy raha miteny amin’ny anaran’andriamani-kafa.+

  • Jeremia 29:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 dia izao no lazain’i Jehovah: ‘Hosaziko i Semaia avy any Nehelama sy ny taranany. Tsy hisy taranany ho tavela eto amin’ity firenena ity, ary tsy hahita ny zavatra tsara hataoko ho an’ny vahoakako izy’, hoy i Jehovah. ‘Mampirisika ny olona hikomy amin’i Jehovah mantsy izy.’”’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara