FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 22:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tatỳ aoriana, dia hoy i Hilkia mpisoronabe tamin’i Safana mpitan-tsoratra:+ “Hitako tao an-tranon’i Jehovah ny boky misy ny Lalàna.”+ Dia nomeny an’i Safana ilay boky, ka novakin’i Safana.+

  • Jeremia 26:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Narovan’i Ahikama+ zanak’i Safana+ kosa i Jeremia, ka tsy natolotra hovonoin’ny vahoaka.+

  • Jeremia 39:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa nandefa iraka i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina, sy Nebosazbana Rabsarisa,* sy Nergala-sarezera Rabmagy,* ary ny manamboninahitra rehetran’ny mpanjakan’i Babylona, 14 mba haka an’i Jeremia tany amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina.+ Dia natolony an’i Gedalia+ zanak’i Ahikama,+ zanak’i Safana,+ izy mba hoentiny any an-tranony. Koa niara-nonina tamin’ny vahoaka izy.

  • Ezekiela 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nisy anti-panahy 70 teo amin’ny taranak’Israely nijoro teo anoloan’ireny, ary niara-nijoro taminy koa i Jazania zanak’i Safana.+ Samy nitondra ny fitaovany fandoroana emboka manitra izy ireo, dia niakatra ny setrok’ilay emboka manitra nodorana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara