16 Hotarihiko amin’ny lalana tsy fantany ny jamba,+
Ka hoentiko ho eny amin’ny lalana tsy mahazatra azy.+
Hataoko mazava ny haizina eo alohan’izy ireo,+
Ary hataoko mitovy tantana ny tany mikitoantoana.+
Izany no hataoko ho azy ireo, ary tsy handao azy aho.”