-
Ezekiela 11:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Koa lazao hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hangoniko avy any amin’ireo firenena sy avy any amin’ireo tany nanaparitahako anareo koa ianareo. Dia homeko anareo ny tanin’ny Israely.+
-