-
Jeremia 23:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Fa izao kosa no holazaina: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah, ilay namoaka sy nampody ny taranaky ny vahoakan’Israely avy tany amin’ilay tany any avaratra, sy avy tany amin’ny toerana rehetra nanaparitahako azy.’ Dia hipetraka ao amin’ny taniny izy ireo.”+
-