-
2 Tantara 34:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Mora nandray anatra* ny fonao ka nanetry tena teo anatrehan’Andriamanitra ianao, rehefa nandre ny teniny momba an’ity toerana ity sy ny mponina eo aminy. Dia nanetry tena teo anatrehako ianao ka nandrovitra ny akanjonao ary nitomany teo anatrehako. Noho izany, dia nihaino anao koa aho,+ hoy i Jehovah.
-