Isaia 51:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nanjo anao ireto zavatra roa ireto: Ringana sady ravarava ianao, ary noana sady matin’ny sabatra!+ Dia iza no hangoraka anao? Ary iza no hampionona anao?+ Jeremia 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manangàna famantarana* manondro ny lalana mankany Ziona. Mitadiava fialofana, fa aza mijanona,” Satria hahatonga loza avy any avaratra aho,+ dia fandravana be.
19 Nanjo anao ireto zavatra roa ireto: Ringana sady ravarava ianao, ary noana sady matin’ny sabatra!+ Dia iza no hangoraka anao? Ary iza no hampionona anao?+
6 Manangàna famantarana* manondro ny lalana mankany Ziona. Mitadiava fialofana, fa aza mijanona,” Satria hahatonga loza avy any avaratra aho,+ dia fandravana be.