Jeremia 50:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Mahery anefa ilay Mpanavotra azy.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Tsy maintsy hiady ho azy ireo eny amin’ny fitsarana izy,+Mba hanomezany fiadanana an’ilay tany+Sy mba hampivadi-po an’ireo mponin’i Babylona.”+
34 Mahery anefa ilay Mpanavotra azy.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Tsy maintsy hiady ho azy ireo eny amin’ny fitsarana izy,+Mba hanomezany fiadanana an’ilay tany+Sy mba hampivadi-po an’ireo mponin’i Babylona.”+