-
Jeremia 49:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Fa hataoko mangadihady kosa i Esao.
Hataoko miharihary ny toeram-piafenany
Mba tsy ho afaka hiafina izy.
-
-
Jeremia 49:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Fa izao no lazain’i Jehovah: “Raha ireo tsy voasazy hisotro amin’ny kaopy aza tsy maintsy misotro amin’ilay izy, dia ianao indray ve no havela ho afa-maina fotsiny? Tsy havela ho afa-maina ianao, fa tsy maintsy hisotro amin’ilay kaopy.”+
-