FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 47:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Tezitra tamin’ny vahoakako aho.+

      Nataoko tsinontsinona ny lovako,+

      Ka navelako ho resinao.+

      Tsy niantra azy ireo mihitsy anefa ianao,+

      Fa na ny zokiolona aza nampitondrainao zioga mavesatra be.+

  • Jeremia 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa miredareda ato anatiko ny fahatezeran’i Jehovah,

      Ka reraka mitana an’izany aho.”+

      “Anamparo ny hatezeranao ny ankizy eny an-dalana,+

      Sy ny andiana tovolahy mitangorongorona.

      Samy ho lasa babo daholo na ny lehilahy na ny vadiny,

      Na ny lehilahy efa be taona na ny efa antitra be.*+

  • Fitomaniana 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 I Jehovah mihitsy* no nanaparitaka azy ireny.+

      Tsy hankasitraka azy ireny intsony izy.

      Tsy hanaja an’ireo mpisorona+ ny olona, sady tsy hiraharaha an’ireo anti-panahy.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara