FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa nandrehitra afo ny hatezerako.+

      Dia hirehitra hatrany amin’ny Fasana* ilay afo,+

      Ka handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,

      Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.

  • Isaia 42:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Nanampatra ny hatezerany taminy àry Izy,

      Ary nisafoaka mafy sady namela azy hijalijaly tao anatin’ny ady mangotraka.+

      Nandevona an’izay rehetra nanodidina azy izany ady izany, nefa tsy noraharahiany.+

      Nandoro azy ilay izy, nefa tsy noheveriny ho zava-dehibe.+

  • Jeremia 7:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hanampatra ny hatezerako sy hisafoaka amin’ity toerana ity aho,+ sy amin’ny olona sy ny biby sy ny hazo eny an-tsaha ary amin’ny vokatry ny tany. Hirehitra tokoa ny fahatezerako ka tsy hovonoina.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara