Jeremia 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka hoforana ho an’i Jehovah ianareo,Ary forao ny fonareo,+Ry fokon’i Joda sy ry mponin’i Jerosalema,Sao hirehitra toy ny afo ny fahatezerakoKa hiredareda nefa tsy hisy hamono,Noho ny ratsy nataonareo.”+
4 Aoka hoforana ho an’i Jehovah ianareo,Ary forao ny fonareo,+Ry fokon’i Joda sy ry mponin’i Jerosalema,Sao hirehitra toy ny afo ny fahatezerakoKa hiredareda nefa tsy hisy hamono,Noho ny ratsy nataonareo.”+