-
Deoteronomia 29:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “Rehefa mahita ny loza sy ny aretina halefan’i Jehovah amin’ity tany ity ny taranaka handimby ny zanakareo sy ny vahiny avy any an-tany lavitra,—
-
-
Deoteronomia 29:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 dia hanontany izy ireo sy ny firenena rehetra hoe: ‘Maninona io tany io no nataon’i Jehovah hoatr’izao?+ Fa maninona izy no tena tezitra be?’
-