Salamo 74:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 48:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hifehy ny hatezerako anefa aho noho ny anarako,+Hifehy tena aho mba hahazoako fiderana,Ka tsy horinganiko ianao.+ Ezekiela 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanao an’izany aho noho ny anarako, mba tsy hozimbazimbaina eo amin’ireo firenena nisy azy ireo ny anarako.+ Nampahafantatra ny tenako tamin’izy ireo* teo imason’ireny firenena ireny mantsy aho, rehefa nitondra azy ireo* nivoaka avy tany Ejipta.+
9 Hifehy ny hatezerako anefa aho noho ny anarako,+Hifehy tena aho mba hahazoako fiderana,Ka tsy horinganiko ianao.+
9 Nanao an’izany aho noho ny anarako, mba tsy hozimbazimbaina eo amin’ireo firenena nisy azy ireo ny anarako.+ Nampahafantatra ny tenako tamin’izy ireo* teo imason’ireny firenena ireny mantsy aho, rehefa nitondra azy ireo* nivoaka avy tany Ejipta.+