FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 9:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Nanam-paharetana taminy foana anefa ianao+ nandritra ny taona maro. Nomenao ny fanahinao koa ny mpaminaninao ka nasainao nampitandrina azy ireo foana, saingy tsy nety nihaino izy ireo. Dia nataonao resin’ny mponina manodidina ry zareo, tamin’ny farany.+ 31 Tena mamindra fo anefa ianao ka tsy nandringana azy+ na nahafoy azy, satria Andriamanitra mangoraka* sady mamindra fo ianao.+

  • Salamo 78:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Namindra fo+ anefa izy;

      Namela* ny fahadisoan’izy ireo izy, ka tsy nandringana azy.+

      Matetika izy no nifehy ny hatezerany,+

      Fa tsy nisafoaka be.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara