Isaia 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy hialona intsony i Efraima,+Ary haripaka ireo mankahala an’i Joda. I Efraima tsy hialona an’i Joda,Ary i Joda tsy hankahala an’i Efraima.+ Jeremia 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Dia hiara-mandeha ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely amin’izany andro izany,+ ka ho tonga avy any amin’ilay tany any avaratra mba hiditra ao amin’ilay tany nomeko ho lovan’ny razambenareo.+
13 Tsy hialona intsony i Efraima,+Ary haripaka ireo mankahala an’i Joda. I Efraima tsy hialona an’i Joda,Ary i Joda tsy hankahala an’i Efraima.+
18 “Dia hiara-mandeha ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely amin’izany andro izany,+ ka ho tonga avy any amin’ilay tany any avaratra mba hiditra ao amin’ilay tany nomeko ho lovan’ny razambenareo.+