FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Aza manana andriamani-kafa ankoatra ahy.*+

  • Eksodosy 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Eksodosy 34:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa,+ satria i Jehovah efa fantatra hoe* mitaky ny hanompoana azy irery ihany.* Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany tokoa izy.+

  • Deoteronomia 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 satria i Jehovah Andriamanitrao izay eo aminao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+ Fa raha manompo andriamani-kafa ianao, dia ho tezitra be aminao i Jehovah Andriamanitrao,+ ka haringany ianao dia tsy hisy intsony eny ambonin’ny tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara