FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:8-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Dia hiverina ianao ka hihaino ny feon’i Jehovah, ary hankatò ny didiny rehetra izay andidiako anao androany. 9 Hataon’i Jehovah Andriamanitrao be dia be ny vokatry ny asan’ny tananao rehetra,+ ary hataony maro be ny zanakao sy ny biby fiompinao ary ny vokatry ny taninao. Fa ho faly indray i Jehovah hanao izay hiadananao, hoatran’ny nataony tamin’ny razambenao.+ 10 Hihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao mantsy ianao amin’izay fotoana izay, sady hankatò ny didiny sy ny lalàny voasoratra ato amin’ity boky misy ny Lalàna ity, ary hiverina amin’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+

  • Jeremia 32:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Hataoko iray fo+ izy ireo ary lalana iray ihany no handehanany, mba hatahorany ahy foana. Amin’izay dia hahita soa izy sy ny zanany mandimby azy.+

  • Ezekiela 36:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hataoko ao anatinareo ny fanahiko, ary hataoko izay hanarahanareo ny fitsipiko.+ Dia hankatò sy hanatanteraka ny didim-pitsarako ianareo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara