FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ho eo aminareo aho ka ho Andriamanitrareo,+ ary ianareo ho vahoakako.+

  • Ezekiela 11:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Homeko fo iray*+ izy ireo, ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao aminy.+ Dia hesoriko ao anatiny ilay fo vato,+ ka homeko fo nofo*+ izy ireo. 20 Amin’izay izy ireo dia hanaraka ny lalàko sy hanaja ny didim-pitsarako, ka hankatò an’izany. Dia ho vahoakako izy ireo, ary izaho ho Andriamaniny.”’

  • Ezekiela 43:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy izy* tamiko:

      “Ry zanak’olona, ity no toerana misy ny seza fiandrianako+ sady toerana ametrahako ny faladiako.+ Eto aho no hiara-monina mandrakizay amin’ny vahoakan’Israely.+ Tsy handoto ny anarako masina intsony ny taranak’Israely,+ dia izy sy ny mpanjakany, satria tsy hivaro-tena* amin’ny andriamanitra hafa na handoto ny anarako amin’ny fatin’ny mpanjakany intsony izy ireo.*

  • Hosea 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Hafafiko amin’ny tany toy ny voa afafy izy, ka ho ahy izy sy ny vokatra avy aminy.+

      Ary hamindrako fo ilay* tsy namindrana fo.*

      Dia hiteny amin’izay tsy vahoakako* aho hoe: “Vahoakako ianareo”,+

      Ary izy ireo hanao hoe: “Andriamanitray ianao.”’”+

  • Apokalypsy 21:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara