FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 38:4-6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hataoko miverin-dalana ianao ary hasiako faraingo ny valanoranonao,+ ka hoentiko mivoaka ianao sy ny tafikao manontolo,+ izany hoe ny soavaly sy ny mpitaingin-tsoavaly. Manao akanjo mirenty izy rehetra, ary miaramila be dia be mitondra ampinga lehibe sy ampinga kely,* sady mahay mitana sabatra daholo. 5 Miaraka amin’izy ireo ny olona avy any Persa sy Etiopia ary Pota,+ ary mitondra ampinga kely sy manao fiarovan-doha izy rehetra. 6 Firenena be dia be no miaraka aminao, dia i Gomera sy ny miaramilany rehetra, sy ny taranak’i Togarma+ avy any amin’ny farany avaratra, ary ny miaramilany rehetra.+

  • Hagay 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Apokalypsy 19:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nahita anjely iray nijoro teo amin’ny masoandro koa aho. Niantsoantso mafy izy ka nilaza tamin’ny vorona rehetra nanidina teny afovoan’ny lanitra* hoe: “Avia! Mitangoròna mba hihinana amin’ilay sakafo hariva lehibe nataon’Andriamanitra.+ 18 Amin’izay ianareo dia hihinana ny nofon’ny mpanjaka sy ny nofon’ny mpitari-tafika sy ny nofon’ny lehilahy matanjaka+ sy ny nofon’ny soavaly sy izay mitaingina azy+ ary ny nofon’ny olona rehetra, na olona afaka na andevo, na kely na lehibe.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara