FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 39:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hiampatrampatra eny amin’ny tendrombohitr’i Israely ianao+ sy ny miaramilanao rehetra ary ny firenena miaraka aminao. Ary homeko ho sakafon’ny vorona mpihaza isan-karazany sy ny bibidia ianao.”’+

  • Ezekiela 39:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Ry zanak’olona, izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Lazao amin’ny vorona isan-karazany sy amin’ny bibidia rehetra hoe: “Avia! Mitangoròna daholo! Mitangoròna manodidina an’ilay sorona omaniko ho anareo, ilay sorona lehibe eny amin’ny tendrombohitr’i Israely.+ Fa hihinana nofo sy hisotro ra ianareo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara